Concert : la musique Africaine résonnera à l’IFM Analakely
Après quelques semaines de stand-by, l’Institut français de Madagascar (IFM) rouvrira ses portes, ce 10 novembre, à l’occasion d’un concert avec le duo Nabalüm et Sanzy Viany. Ces deux artistes, qui...
View ArticleMariage traditionnel : le folklore se perpétue encore
Malgré l’influence envahissante des cultures occidentales, certains Malgaches optent encore actuellement pour un mariage traditionnel. A Madagascar, chaque région a ses propres us et coutumes mais...
View ArticleHizara traikefa any toliara ny Tamarin
Tonga ny 19 oktobra teo, any Toliara, ny orkesitra Tamarin, avy any La Possession-La Réunion. Orkesitra mpitsoka mozika efa manana ny lazany. Hihaona sy hifampizara traikefa amin’ireo tanora ao...
View ArticleTsy afa-manoatra intsony… : nofoanana aloha ny sehon’i Lalatiana
Tokony nandeha ny 8 oktobra lasa teo ny fampisehoan’i Lalatiana, tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Noho ny baiko nidina avy amin’ny fitondram-panjakana, amin’ny tsy tokony hisian’ny...
View ArticleHira anaty fihirana : 40 taona namoronana Razafintseheno Myriam (Zazah)
Mpamorona ny ampahan-kira maromaro ao amin’ny fihirana FFPM sy ny fihirana fanampiny Razafintseheno Myriam na i Zazah. Mankalaza ny faha-40 taona namoronany hira fiderana an’Andriamanitra izy...
View ArticleLalatiana : le concert annulé, les billets remboursés
Les préparatifs allaient bon train. Lalatiana était fin prête, après un mois de répétition. Plus de 50% des places étaient déjà réservées. Et pourtant, vu que Miritsoka Production n’a pas encore eu de...
View ArticleHavatsa-Upem : toute une semaine de littérature
Un rendez-vous littéraire organisé tous les ans, la Semaine de l’Union des poètes et écrivains malgaches (Havatsa-Upem) débutera en fanfare, ce lundi, à l’Académie malgache Tsimbazaza. Cette...
View ArticleCMA sy i Rija Ramanantoanina : tontosa ny seho « Feo miantso… avy Aminao »
Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-35 taona nitorian’ny Chorale maintimolaly Ambohitantely (CMA), notanterahina ny zoma 20 oktobra teo, teny amin’ny American center eny Tanjombato ny...
View ArticleNabalüm sy Sanzy : haneho ny hakanton’ny mozika « afro », « fusion » ary «...
Ho tonga eto amintsika ireo anisan’ny sangany aty Afrika eo amin’ny tontolon’ny mozika, amin’izao fotoana izao. Nabalüm sy Sanzy, mpanakanto samy avy atsy Afrika. … Sangany, satria tsikaritra sy...
View ArticleMusique : Mr Sayda signe son tout premier EP
« Misie Milay », c’est à travers ce titre que Mr Sayda signe son premier Extended play (EP) inédit composé de 7 titres aussi entraînant les uns que les autres. Un must pour les artistes en quête de...
View ArticleMusique classique : Madagascar Mozarteum réorganise son agenda
Ces deux derniers mois auront été sombres pour le monde culturel et notamment, les organisateurs événementiels. Vu la situation actuelle au pays, Madagascar Mozarteum se voit obligé de suspendre ses...
View ArticleIFM, CGM … : mitohy ny fahanginan’ny efitrano fampisehoana
Mbola hangina tanteraka ny eto Antananarivo sy ny manodidina, eny hatrany amin’ny faritra sasantsasany, ato anatin’ny roa herinandro. Mitohy ny tsy fahazoana mamory olona noho ny tsy mbola...
View ArticleAndry Rabeza sy Mamima : hiara-hizara ny vazo an-gitara
Mpifaninana izy mirahalahy tao anatin’ny “Feo tokana, gitara iray”. Nifanerasera, nifampitakosina, nifampizara ny kanto koa anefa nandritra ny volana maromaro, ka nitoetra ny firahalahiana… Fanombohana...
View ArticleStritarty – 2e edition : quand les rues deviennent un support d’expression
Fort du succès de la précédente édition, le festival Stritarty fait son retour dans la capitale de la région Diana du 24 au 28 octobre 2017. «Stritarty a pour mission de faire découvrir aux habitants...
View ArticleTsy mahazo mivorivory : nahemotra ny « Kaoferansa momba ny soratra 2017 »
Vina sy fanambin’ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko ny hametraka amin’ny toerana sahaza azy ny teny sy ny soratra malagasy. Misy noho izany ireo asa sahanina sy tontosaina. Anisan’ireo hetsika...
View Article“Takariva an-gitara” : hampiray talenta i Mbola, i Malm ary Ralanto
Inona no ifandraisan’i Malm sy Ralanto? Maro ireo efa mahalala, saingy mbola misy ihany ireo manontany tena. Marina tokoa fa mirona amin’ny gadona ankehitriny i Malm, izay tao anatin’ny tarika Martiora...
View ArticleToliara : tsy hangina, hisy diabe sy «festival»
Raha mangina tanteraka ny kianja sy ny efitrano fampisehoana ary ny arabe eto an-dRenivohitra noho ny tsy fahazoana manao hetsika famoriam-bahoaka, tsy toy izany kosa ny any Toliara any. Azo lazaina fa...
View ArticleSalon d’art contemporain : prix d’excellence 2017 décerné à Tara Shakti
Une fois de plus, une artiste malgache brille à l’international. La peintre Tara Shakti a participé à la 20e édition d’Art Shopping qui s’est tenue au Salon international d’art contemporain à Paris, du...
View ArticleFaribolana Sandratra : «Hitady azy S» maintenu
Malgré les annulations d’événements culturels qui s’enchaînent actuellement dans la capitale, Faribolana Sandratra a annoncé officiellement, hier, qu’il poursuit ses activités. Rendez-vous donc, comme...
View ArticleMiss et Mister Malagasy 2018 : Miora représentera Fénérive Est
Avec son sourire éclatant et sa magnifique chevelure bouclée, Miora, une jeune fille très raffinée, portera haut l’image de Fenerive Est durant le concours de Miss et Mister Malagasy 2018 qui se...
View Article