![]()
Raha mangina tanteraka ny kianja sy ny efitrano fampisehoana ary ny arabe eto an-dRenivohitra noho ny tsy fahazoana manao hetsika famoriam-bahoaka, tsy toy izany kosa ny any Toliara any. Azo lazaina fa vao mainka hafana ity renivohitra ity, amin’io faran’ny herinandro io. Porofon’izany, fantatra fa hanamarika ny Andro eran-tany ho an’ny gidro ny any amin’ny […]