Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Havatsa-Upem Arivonimamo : tontosaina ny « Telo andron’ny literatiora sy ny haisoratra malagasy »

$
0
0
Noho ny tsy fahazoana mivorivory, nihemotra avokoa ny lanonana tokony ho notanterahina ny volana oktobra. Iray tamin’ireny ny « Telo andron’ny literatiora sy ny haisoratra malagasy », izay saika hotontosaina tany Arivonimamo. Fantatra araka ny fampitam-baovao nomen’i Ony Lantoarimamy Ravorombato, filohan’ny Havatsa-Upem Arivonimamo fa hotanterahina eto Antananarivo sy any Arivonimamo ny hetsika « Telo andron’ny literatiora sy ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503