Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Dihy – “Festival Kinani” : misolotena an’i Madagasikara ry Géraldine

$
0
0
Hotanterahina any Maputo-Mozambika, ny 21 hatramin’ny 26 novambra izao, ny “Festival Kinani”, sehatra lehibe iray ihaonan’ny mpanao soradihy avy amin’ny firenen-tsamihafa aty amin’ny kaontinanta afrikanina. Anisan’ireo firenena 14 mandray anjara amin’izany i Madagasikara, izay soloin-dry Géraldine sy ny ekipany tena. Andiany fahafito amin’ny “Festival Kinani”, izay tontosaina isaky ny roa taona, ny tanterahina amin’ity taona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503