![]()
Ela niandrasana ! Tontosa, omaly tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny dingan’ny famaranana amin’ny fifaninanan-kira « Kopi Kolé » sy « Découverte Madagascar », karakarain’ny fahitalavitra TV Plus Madagascar. Nambabo ny fon’ny mpitsara sy ny mpankafy ny fahaizan’ny Kopi Kolé Tahiry naka tahaka ity mpanakanto ity. Izy, araka izany, no nandrombaka ny loka goavana. Teo amin’ny sokajy « Découverte » kosa, niavaka ary […]