Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Fanorona : tompondakan’i Madagasikara i Zamabe

$
0
0
 Nafana ny fifanandrinana ! Tsikaritra fa ny samy goavana no tafakatra tamin’ny dingan’ny famaranana teo amin’ny lalao fanorona hitiliana izay ho tompondakan’i Madagasikara, taona 2017.   Rehefa nifanandrina tao anatin’ny ora maromaro, voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara taona 2017 i Jean Marie Dinoh, fantatry ny mpitia fanorona amin’ny anarana hoe Zamabe. Lavony teo amin’ny lalao famaranana notontosaina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503