![]()
« Kirimba 2 », antsa tononkalo sy riankalo atolotry ny Faribolana Sandratra Antananarivo, anio tolakandro etsy amin’ny Cercle germano-malagasy (CGM) etsy Analakely. Hilomanosana, mandritra izany, ny asa sora-dRanöe sy i Nirihaja, hifandimbiasan’ireo mpanao teatra, avy ao amin’ny Faribolana Sandratra, hoentina an-tsehatra. Harahin’ny mozikan’ny tarika Moajia, miampy ireo ravaka tena miavaka. Toy ny isam-bolana, miara-dalana amin’ny famoahana boky […]