![]()
Tontosaina anio tontolo andro, eny amin’ny Haitsiron’Iarivo, etsy Alarobia ny « Konferansa momba ny soratra 2017 » na ny « KMS 2017 ». Raha ny fandaharam-potoana sy fandaminana, hitana ampaham-potoana lehibe ny fifanakalozan-kevitra miainga avy amin’ireo velakevitra hotontosain’izy 6 mianadahy hanatanteraka izany. Arahina fifanakalozan-kevitra avy hatrany ny velakevitra tsirairay. Anisan’ny tanjona tratrarina amin’izany ny hitsirihana ny olana mahazo ny tontolon’ny […]