Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Mandalo eto i Solorazaf… : Ho tafaraka indray ry Pumpkins !

$
0
0
« Tsaroanao ve ? », hoy ny hiran’ny Pumpkins izay… Mbola maro tokoa no mahatsairo izany tarika izany, na dia efa an-taony maro aza tsy nisehatra izy ireo. Tarika iray natsangan’i Kelly Rajerison sy ny namany, tany amin’ny taona 1970 tany izy ity, ary nitondra ny rock teto izy ireo. Vitsy kosa anefa no mahalala fa anisan’ireo mpikambana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503