Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« Slam National fahavalo » : Hisesisesy ny seho an-tsehatra

$
0
0
Nanomboka ny asabotsy teo ny andiany fahavalo amin’ny « Slam National », fotoana hanehoana ny hakanton’ity endrika vaovaon’ny literatiora ity. Anisan’ny nisongadina, hatramin’ny niandohan’ity herinandro ity, ny atrikasa momba ny fanoratana « slam poésie », natao tetsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) etsy Analakely, ny alatsinainy teo. Nizara ny traikefany tamin’ireo tanora maro liana amin’izany i Narcisse Slam […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503