Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Fianarantsoa taona 2018 ; Raikitra ny « Taom-baovao iraisan’ny Malagasy »

$
0
0
Natomboka ny 20 novambra teo, teto Antananarivo, ny fankalazana iraisana voalohany ny « Taom-baovao iraisan’ny Malagasy ». Tamin’izany no nifanaiky ireo olobe tafavory fa hatao isan-taona ny fankalazana ka hitetezana ireo faritra rehetra eto amin’ny Nosy ny fanatanterahana izany. Ho an’ny amin’ny herintaona (taona 2018), tapaka fa ny faritanin’i Fianarantsoa no handray ny fankalazana ny « Taom-baovao iraisan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503