![]()
Mpiray tampo samy mpanakanto, nandrafitra ny tarika malagasy anisan’ny malaza indrindra eran-tany izy ireo. Tsy manadino ny eto an-tanindrazana anefa ry Njava. Efa an-taona maro no tsy tafaraka niaka-tsehatra teto an-tanindrazana ny tarika Njava. Teo hatrany anefa ny faniriana hanatontosana izany, saingy tsy nety nifanojo mihitsy ny fotoana mampalalaka ny mpikambana tsirairay. Fantatra kosa anefa […]