Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Misaona ny tarika Kiaka… : nodimandry, omaly, i Charmant

$
0
0
Hatairana ho an’ny namana sy ny mpankafy. Nanambara teo amin’ny pejy “Facebook” omaly, i Nini, fa nodimandry i Charmant. Anisan’ny mpikambana nanangana ny tarika Kiaka niaraka tamin-dry Johnny sy Bita izy, ary mpitendry amponga maroanaka tao izy, hatramin’ny taona 1990. Araka ny vaovao azo, mbola nanao baolina sy nikorana tsara izy ny alahady. Somary nitaraina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503