![]()
Efa nahazo ny loka ry Black Nadia, Tence Mena ary Jazz MMC. Nisongadina nandritra ny « Les Voix de l’Océan Indien » kosa i Stéphanie tamin’ity taona ity. Nivaly ny fifidianana. Voahosotra ho mpanakanto malagasy mendrika indrindra, tao anatin’ny fifaninanana « Les Voix de l’Océan Indien » i Stéphanie. Tontosa ny asabotsy teo, tany Saint Denis, La Réunion, […]