Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Hanampiana ankizy marary… : hiray sehatra ry Bodo, Nanie, Rossy, Tovo J’Hay…

$
0
0
Mpanakanto maromaro, samy manana ny karazan-kira sy gadona voiziny izy ireo. Natambatry ny mozika sy ny fitiavana, hanampy ireo ankizy any amin’ny hopitaly kosa anefa… Mirona amin’ny asa sosialy ihany koa. Tsy vao izao no nanao izany, ary manohy hatrany ny fanampiana ny mpiara-belona ny mpanakanto. Anisan’izany ny hetsika iray, hotontosaina ny zoma 22 desambra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503