Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

“Telo sa iray” : Angano navoaka ho sarimihetsika

$
0
0
Sambany… Raha toa ka tantaraina no nahafantarana ny angano hatramin’izay, natao ho sarimihetsika ary havoaka “DVD” kosa izy ity. “Telo sa iray”, angano nosoratan-dRakemba, ary novokarina sy haparitaky ny Iriela Production, manomboka anio izy ity. Mirakitra ny tantaran’ny mpanjaka telo lahy: Andriamahefa, Andrianjaka ary Andriantsaralova, izay samy miady ny hahazo an’i Baotsara, ny tantara. Mpilalao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503