Anisan’ny asa soratra malaza sy mbola be mpankafy, mandraka ankehitriny, ny an’i Dox. Tsy vitsy amin’ireo tononkalony ny any anaty fandaharam-pianaran’ny ankizy any. Amin’izao fotoana izao, lany avokoa ireo boky efa navoakany, araka ny nambaran’ireo taranany. Ny olana anefa, ny fanontana boky, izay tena mandany vola tokoa, ankehitriny. Manoloana izany, misy ny tetikasa hanonta indray […]
↧