Taorian’ny pesta : hisokatra ny taom-pampisehoana 2018
Ratsy ho an’ireo mpikarakara fampisehoana iny taona nivalona iny. Manantena fihatsarana kosa amin’ity 2018 ity, tsy ny mpikarakara ihany fa ny mpanakanto sy ny mpankafy koa. Lasa aloha kely. Raha ny...
View ArticleNoho ny fangatahan’ny maro : haverina hatonta ireo boky nosoratan’i Dox
Anisan’ny asa soratra malaza sy mbola be mpankafy, mandraka ankehitriny, ny an’i Dox. Tsy vitsy amin’ireo tononkalony ny any anaty fandaharam-pianaran’ny ankizy any. Amin’izao fotoana izao, lany avokoa...
View ArticleIFM Analakely : hosokafana ny hetsika kolontsaina
Fantatra izao fa ny 19 janoary izao no hanokafana ny taona ho an’ny hetsika kolontsaina hotontosaina ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Hetsika nampitondraina ny lohateny «...
View ArticleFampandrosoana : taom-pifidianana ho an’ny kolontsaina ny 2018
Telo na efa-taona nitondrana… Ao ny mbola te hitazona ny andraikitra efa notanany fa tsy vitsy koa ireo te hampita fanilo. Fikambanana mikirakira kolontsaina maro no hiatrika fifidianana. Manana adidy...
View Article“Cirque” : any Frantsa Ranaivoson Maheriniaina
L’Aléa des possibles, hany sekoly mampianatra “cirque” sy ireo karazan-javakanto fanao an-dalambe, eto amintsika. Tsy vitsy ireo ankizy sy tanora efa nampitombo talenta sy naka traikefa tao....
View ArticleAFT : nouvelle année, un nouveau programme innovant
L’année culturelle de l’Alliance française s’annonce diversifiée et riche. Toujours dans le cadre de la promotion de la langue française, de la musique, de la danse, des animations, et surtout du slam,...
View ArticleKAMARY En pleine préparation de son retour
Avec Jess Rakoto comme nouveau manager, le groupe Kamary envisage de multiplier ses apparitions publiques, cette année. «Nous allons préparer d’abord un retour fracassant», a lancé Jess Rakoto. Ainsi,...
View ArticleConcert classique de midi : l’époque baroque revisitée par Ny Andovy
La 86e édition du Concert classique de midi a laissé la part belle à la musique baroque, hier, à l’Istitut français de Madagascar (IFM) Analakely, avec le groupe Ny Andovy à l’affiche. L’amour de la...
View ArticleNature : WWF Madagascar lance un concours de photo
WWF Madagascar lance un concours de photographie portant sur le thème «Les zones humides comme levier du développement urbain durable» à l’endroit des passionnés de la nature, jusqu’au 29 janvier....
View ArticleNy maha isika antsika … : ny 18 marsa izao ny taom-baovao malagasy
Araka ny fanisana andro Malagasy, ny 18 marsa izao no miandoha ny taona vaovao ho antsika. Izany hoe, ny 17 marsa ny faran’ny taona. Toy ny isan-taona, tsy handalo fotsiny io fotoan-dehibe io fa...
View ArticleTontolon’ny mozika rap : hivimbina vazo vao i Mito
Tononkira mivantana amin’ny fampitana hafatra notovozina eo anivon’ny fiarahamonina. Tsy tazana teny an-tsehatra tao anatin’ny volana maro i Mito, anarana tsy zovina intsony amin’ireo mpitia mozika...
View ArticleHo volan-kankafotra ny taona 2018 raha… : mbola maro ireo sakana tsy...
Fanoitra ho an’ny fampivoarana ny maha olona sy ny fiarahamonina ary ny firenena misy azy ny kolontsaina. Tsy ho tazana mihitsy anefa io, raha mbola ianjadian’olana mafonja ity tontolo iray ity. Taona...
View ArticleDihy ankehitriny : mandray ny kaompania Amazing ny espace Maray
Toerana iray natokana ho an’ny mpankafy dihy ny espace Maray, tantanin’i Julie Iarisoa, mpanao soradihy, eny Androndrakely. Malalaka tsara ny toerana ho an’ireo te hampitombo fahalalana, hanao...
View ArticleArt de la scene : Maheriniaina Ranaivoson, un circassien de haut vol
Depuis 2016, Maheriniaina Ranaivoson se lance dans une aventure fructueuse avec la compagnie «GdRA», grâce, notamment, à la pièce multidisciplinaire sobrement intitulée «Lenga», et enchaîne la tournée...
View Article« La pli i donn »: une pluie de talents sur scène
Ouvert à toute forme de collaboration, Maheriniaina Pierre Ranaivoson a également travaillé de concert avec la Compagnie Cirquons-flex de La Réunion, à travers sa dernière création intitulée «La Pli I...
View ArticleLenga : un spectacle qui délie les langues
Lenga est la troisième création de la compagnie GdRA. Dans cette pièce, cirque, élément vidéographique, récits, musique et danse s’entremêlent avec générosité au dialecte merina ainsi qu’à la langue...
View ArticleGuide du week-end
Soirée jazz au Café de la Gare Depuis l’année dernière, chaque vendredi, les jeunes artistes émergents et pleins de talents sont à l’honneur au Café de la gare. Pour ce soir, une soirée spéciale jazz...
View ArticleHo fanatsarana ny asa… : haneho firainsan-kina ireo mpikarakara hetsika
Mivondrona hampivelatra ny tontolon’ny zavakanto eto Madagasikara. Anisan’ny tanjon’ny sendikan’ny mpikarakara fampisehoana sy mpamokatra hetsika isan-karazany io. Voafidy ho sekretera jeneralin’ny...
View Article18 taona aty aoriana… : “hifampitantana” an-tsehatra i Bodo sy i Njakatiana
80%-n’ny fampisehoana, fampiaraham-peo avokoa. Vaovao lehibe ho an’ireo mpankafy an’i Bodo sy Njakatiana izany. Fanambaran’ny mpikarakara ilay fampisehoana “Mifampitantana”, izay hotontosain’ireto...
View ArticleIs’Art galerie : « kabôsy Kabasy », fampisehoana miavaka
Hafa indray ity ! Fandre matetika ny hoe fampisehoana akostika na gitara ranofotsiny fa ny hitranga etsy amin’ny Is’Art galerie, etsy Ampasanimalo, kosa, tsy mba toy izany na mifanohitra mihitsy aza....
View Article