Araka ny fanisana andro Malagasy, ny 18 marsa izao no miandoha ny taona vaovao ho antsika. Izany hoe, ny 17 marsa ny faran’ny taona. Toy ny isan-taona, tsy handalo fotsiny io fotoan-dehibe io fa homarihina amin’ny fomba manetriketrika. Mihamiavaka hatrany izany, araka ny nambaran-dRandrianjatovo Henri, avy ao amin’ny Trano kolotoraly Malagasy. “Hasiniko ny fombako, hiandrianan’ny […]
↧