Fanoitra ho an’ny fampivoarana ny maha olona sy ny fiarahamonina ary ny firenena misy azy ny kolontsaina. Tsy ho tazana mihitsy anefa io, raha mbola ianjadian’olana mafonja ity tontolo iray ity. Taona vaovao, tokony hitondra zava-baovao… Saingy mety tsy ho izay no hatrehin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy raha mbola ny fomba fiasa omaly ihany […]
↧