![]()
Reharehan’ny Malagasy ny fananana azy. Andriamanantena Célestin, nahavita be tokoa teo amin’ny tontolon’ny zavakanto indrindra fa ny soratra. Nisongadina izany, omaly, nandritra ny hetsika tontosaina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely. 19 febroary 1918, teraka tao Ambohipiara Ambohidratrimo i Andriamanantena Célestin. Feno 100 taona katroka, omaly, ity « olon’ny haisoratra sy ny teny malagasy » ity. Misy ny […]