Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

“Kanton’ny omaly” : haverina etsy Antanimena ireo hiran’ny omaly

$
0
0
Tsy tontan’ny ela ary tsy lefy laza. Maro mpankafy hatrany ny hiran’ny omaly sy ny kalon’ny fahiny teto afovoan-tany, nanamarika ny taona 1930 hatramin’ny 1980 teo. Eo hatrany ireo mpanakanto miezaka mamelona sy mamerina azy ireny, ka mampita ho an’ny taranaka aty aoriana, no mamerina tsiahy ho an’ireo efa nahazoazo taona. Araka izany, hisy ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503