Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

AFT – 70 taona : hofaranana amin’ny lalao sy fampisehoana ny fankalazana

$
0
0
Nankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Alliance française (AFT) etsy Andavamamba. Efa maro ny hetsika nentina nanamarihana izany ary hofaranana amin’ny fomba makotrokotroka, ny asabotsy izao. Hisokatra ho an’ny daholobe ny AFT, mandritra io tontolo andro io. Asaina ny rehetra liana mba hitsidika ireo efitrano fampianarana ao. Tsiahivina fa lehibe indrindra amin’ireo toeram-pampianarana teny frantsay […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503