Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Batrelaky : tsy mitsaha-mikaroka i Jacky Askany

$
0
0
Mpanakanto tanora resy lahatra tanteraka amin’ny fanandratana ny gadona sy fomba fandihy batrelaky mampiavaka an’i Farafangana i Jacky Askany. Tsy mijanona hatreo amin’ny fampiakarana an-tsehatra ity gadona sy fandihy ity anefa i Jacky Askany fa mitady hatrany izay fomba hitondrana izany hatrany dilambato. Noho izany, tsy mitsaha-mikaroka ho fanatsarana sy ho fanabeazam-boho ny kanto ataony […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503