![]()
Fifampiarahabana noho ny taona vaovao, fa koa fihaonambe niresahana ny anaty vilanin’ny samy mpamorona ny omaly. Naroso ny olana, nodinihina ny vahaolana avy eo nifety… Manao ahoana ny fisitrahan’ny mpanakanto ny zony amin’izao vanim-potoana izao? Lohahevitra anisan’ny niompanan’ny fihaonana teo amin’ireo mpanakanto mpamorona sy ny filankevi-pitantanana eo anivon’ny ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona, na ny […]