![]()
Anisan’ny nanamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin-dreny » i Madagasikara. Nisy ny ampaham-potoana natokana ho an’ny Malagasy tsirairay tsy hitenenana tenim-pirenena hafa afa-tsy ny teny malagasy (12 ora antoandro ka hatramin’ny 1 ora tolakandro). Vitsy tamin’ny Malagasy anefa ny nahalala izany fa saika ny nahazatra azy ihany no nataony. Tsy takona afenina fa zary mahamenatra […]