Ny 17 marsa hifoha 18 marsa izao no hankalazana ny Taom-baovao malagasy. Misy ny lanonana sy nyhetsika samihafa mifandraika amin’izay. Ny 23 marsa kosa no hanatontosana ny « Alin’ny Taom-baovao malagasy », eny amin’ny Akany Nambinintsoa Talatamaty. Fotoana hanehoana ny maha Malagasy satria hanasongadina ny sakafo, ny dihy, ny hira, ny taovolo sy ny fitafy malagasy. Tafiditra […]
↧