Anisan’ny ezaka lehibe ataon’ny IFM ny fampivelarana ny mpanakanto sy ny zavakanto malagasy. Iray amin’ireny ny fikarakarana fifanakalozana sy fifampizarana traikefa izay mitarika any amin’ny seho an-tsehatra. Hafa indray ity ! Nanambatra ny talentany ao anatin’ny « Djirani » ny kalaza telo mirahalahy avy amin’ny ranomasimbe Indiana, eo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika. Tsy iza izany fa i […]
↧