Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

« …Noroko izaho sy ianao » : nomen-kasina i Nalisoa Ravalitera

$
0
0
NALISOA

Tsy nijanona teo amin’ny fanatrehana fotsiny fa nipaka hatrany amin’ny fanomezan-kasina sy voninahitra mihitsy. Ho fanamarihana ny faha-60 taona nanoratana, faha-50 taona naha mpanakanto, notronin’ireo namany, mpianany, miray fikambanana aminy, sns, i Nalisoa Ravalitera. Tao ny nandray anjara tamin’ny hira, dihy, hatsikana, kabary ary sorakanto. Fotoana nahafantarana ihany koa fa nahavita be eo amin’ny tontolon’ny soratra ity mpampianatra mpikaroka ity. « Tsy noroko izaho samirery fa noroko izaho sy ianao », fampisehoana an-tsehatra notontosaina omaly tetsy amin’ny IKM Antsahavola.

HaRy Razafindrakoto

Cet article « …Noroko izaho sy ianao » : nomen-kasina i Nalisoa Ravalitera est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503