Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

IKM! Aogositra, volan’ny varatava

$
0
0
Varatava, heverina fa mbola vaovao amin’ny sofin’ny maro ity voambolana tena malagasy ity, kanefa milaza endri-javakanto iray, miroborobo sy be mpankafy, amin’izao fotoana izao. Sary endrik’olona vita hosodoko, nalain-tahaka avy amin’ny saripika na natao teo am-pijerena ilay olona mivantana ny atao hoe varatava. Tsy vitsy ny tanora manan-talenta amin’izany, voaporofo amin’ny fahamaroan’ireo manao ity karazana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503