Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Tsangan-tononkalo: vonona ny « Hitady azy » ny Sandratra

$
0
0
Rehefa avy nitety faritra, tonga eto an-dRenivohitra indray ny filalaovana an-tsehatra ilay tsangan-tononkalo « Hitady azy « S »  3.0 » hiarahana amin’i Liantsoa, i Vatoary, i Narilala ary i Kalo Fanomezana. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fankalazana ny faha-30 taon’ny Faribolana Sandratra ity hetsika hotontosaina ny alahady 4 aogositra, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, etsy amin’ny fiangonana FJKM Ambohimiadana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503