![]()
Niova loko ny kianjan’Ambohijatovo! Nanaitra avy hatrany ireo tonga nanatrika ny “Manala Azy” ny ravaka sy ny kilalaon-jiro teny an-tsehatra. Vao naneno ny feon-kira voalohany, nanaitra ireo efa tao an-kianja koa ny fanamafisam-peo… Mpijery efa vonona ny “hanala azy” no nandray ny Olombelo Ricky sy ny tariny, nanomboka teo. Nisesy ireo hira taloha, toa ny […]