![]()
Samy manana ny hanitra ho azy ! Nifanakalo fahaiza-milalao jazz ny mpanakanto nasaina avy any ivelany sy ny mpiangaly jazz avy eto Madagasikara, omaly, tetsy amin’ny IFM Analakely. Na tamin’ny alalan’ny fitsofana na fitendrena zavamaneno na fikapohana amponga maroanaka, samy nahazo ny anjarany avokoa ny tsirairay. Anisan’ny nisongadina tao anatin’izany fifanakalozana sady famerenana izany ihany koa […]