![]()
Manana ny maha izy azy ireo vahiny nasaina handray anjara amin’ny Madajazzcar 2019. Torak’izany koa ny mpiangaly jazz avy eto an-toerana. Niravona ho iray izany tetsy Antsahamanitra ka nanome seho kanto… Toerana iray anisan’ny lehibe hanatanterahana ny Madajazzcar andiany faha-30 Antsahamanitra. Lehibe tahaka izany ihany koa ny seho tazana teny an-toerana, nandritra ny Podium Jazz. […]