Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Tetikasa mampiray sy mampihavana: nosokafana tany Toliara ny “Iray ihany isika”

$
0
0
“Iray ihany isika, mifanaja, mifandefitra…”. Izay ny lohahevitra hitondran’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny serasera ilay fandaharanasa “Iray ihany isika”. Araka izany, miendrika fitaizana sy fanabeazana ny olom-pirenena, ivoizana ny fitoviana anatin’ny fahasamihafana ity fandaharanasa ity. “Ao anatin’ny “contrat programme” ity fandaharanasa voizin’ny minisitera ity. Mila manaiky ny fahasamihafana ho harena hampivoatra anatin’ny fampandrosoana tiana hotratrarina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503