Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Madajazzcar: nahitana fivelarana goavana ny andiany faha-30

$
0
0
Tafiditra amin’ny andro faha-8 ny Madajazzcar andiany faha-30. Maro ny efa tontosa fa mbola betsaka ihany koa ny fandaharam-potoana mbola holalovana. Efa nahatarafan-javatra sahady ny tontosa hatramin’izay… Fivelarana goavana ! Io no tsapa tao anatin’ireo hetsika rehetra, notontosaina tao anatin’izay herinandro nanombohan’ny Madajazzcar andiany faha-30 izay. Nananamarika izany ny isan’ny mpandray anjara, ny faharetan’ny fotoana hanatanterahana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503