Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Saripika: handray anjara amin’ny « Photosaintgermain »

$
0
0
Fantatra omaly fa handray anjara amin’ny fampirantiana saripika « Photosaintgermain » any Frantsa ny sanganasan’i Pierrot Men. Saripika 20 eo ho eo no haranty any an-toerana ny novambra ka hatramin’ny 23 novambra izao. Amin’ny ankapobeny, saika ireo sary miloko maintsy sy fotsy maneho ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy ny ankamaroan’izy ireo. Na izany aza, hisy vitsivitsy ihany ny haneho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503