![]()
Lanonan’ny mpianakavy… Lanonan’ny mpitia jazz… Ambohi-pihaonana ihany koa ! Samy taratra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny “Madajazzcar” andiany faha-30 avokoa ireo endrika voalaza ireo. Fa mbola misy ihany koa ny hafa… Nanana ny nampiavaka azy ny sehatra misokatra ho an’ny rehetra notontosaina tetsy amin’ny Hôtel de l’Avenue (HDA) Analakely, omaly. Fotoana nanasongadina sy nampiharihary indray fa hain’ny Malagasy […]