![]()
Anisan’ny hetsika hisongadina amin’ity volana oktobra ity ny « Festival Ambony Ambany », izay fantatra amin’ireo karazam-pifanandrinana na « battle » amin’ny dihy hip-hop. Eo koa anefa ireo endri-javakanto hafa ankafizin’ny tanora aty an-tanàn-dehibe, toy ny dihy, ny mozika sy ny hira, ny « parcours », ny « graffiti », ny slam, sns. Hiparitaka amina toerana maromaro ireo hetsika manodidina ity « festival » ity. […]