![]()
Tsy latsa-danja amin’ny hafa ny hatsaran-tarehy amam-bikan’ny tovovavy malagasy. Samy nanonofinofy ny rehetra ny hahatafita azy ireny ho tovovavy tsara indrindra maneran-tany. Tsy mbola tratra izany, hatreto. Heverin’izy ireo fa anisan’ny anton’izany ny sakana samihafa sedrain’izy ireo. Namory mpanao gazety, omaly tetsy Antanimena, ireo Miss na tovovavy voafidy ho tsara tarehy indrindra, nanomboka tamin’ny andiany […]