Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

“Madajazzcar” andiany faha-30: nanampy ny SMM-ADSF ry Lina Stalyte Quintet

$
0
0
Ny Lina Stalyte Quintet, iray amin’ireo tarika vahiny mandray anjara amin’ny “Madajazzcar” andiany faha-30. Ankoatra ny filalaovana jazz, nanampy ny sekolin’ny marenina (SMM-ADSF) ry zareo ireto. Tamin’ny alalan’ny fampisehoana an-tsehatra nataon’ny Lina Stalyte Quintet, nentina nampahafantarana ny fivoahan’ilay rakikirany « Enjoy my day », teny amin’ny Arena Ivandry, ny 9 oktobra teo, ny nanatanterahana izany. Fizarana voalohany, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503