![]()
Tafiditra ao anatin’ireo tropy teatraly nandia lalan-davitra ny Tropy Jeannette. Efa nanomboka ny fanamarihana ny faha-90 taona izy ireo. Ho fanohizany izany, hisy ny fifaninanan-kira… Teatra klasika malagasy, ahahenoana hira eny antsefantsefany eny. Sady ravaka izy io no manampy indrindra hampiaina ny tantara eny an-tsehatra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ho fankalazana ny faha-90 taon’ny Tropy […]