![]()
Ao anatin’ny fisitrahana ireo fankasitrahana azy noho ny nahazoany ny laharana voalohany, tamin’ny fifaninanana “Paritana”, andiany fahatelo, i Rijasolo, mpanakanto amin’ny tontolon’ny saripika, amin’izao fotoana izao. Iray amin’izany ny fivahiniana arahina asa any amin’ny Cité international des arts any Paris. Miompana amin’ny fanasokajiana ireo sary samihafa, nalainy teo anelanelan’ny taona 2004 sy ny 2019, ny […]