Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

“Star Tour”: mitohy ny fialan-tsasatra any Toamasina

$
0
0
Tao aorian’Antsirabe ny fetin’ny Paka sy i Mahajanga ny volana aogositra lasa teo, anjaran’i Toamasina indray ny mandray ny “Star Tour” amin’ity taona ity. Mitohy, araka izany, ny fialan-tsasatra satria hotontosaina ny 26 sy 27 oktobra izao, eny amin’ny torapasika manoloana ny Auximad, ity fetibe ity. Toy ny tamin’ny taon-dasa, hisy ny seho hataona mpanakanto […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503