![]()
Ho avy, avy eo, tsy hiaka-tsehatra indray i Fafah. Izay ny zava-nisy talohan’ny seho, notanterahina tetsy Antsahamanitra. Nandrasan’ny maro ny mety ho fiantraikan’izany, saingy raha ny hita sy tsapa, omaly, afa-po ireo mpankafy marobe. “Fihavanana tsy ravan’ny taona” ny eo amin’ny tarika Mahaleo sy ny mpankafy azy, na eo aza ny fiovana goavana lalovan’ny tarika. […]