Quantcast
Channel: NS-Culture – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503

Sambany eto amintsika: nambabo tanora maro i Dadju

$
0
0
  Niavaka amin’ireo hetsika zavakanton’iny faran’ny herinandro iny koa ny tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, ny zoma hariva teo. Voalohany, mpanakanto fanta-daza eran-tany no niaka-tsehatra tao, tsy iza fa i Dadju. Manaraka izany, sambany nivahiny eto amintsika ity mpihira ity ary seho tokana ity natolony ity. Voaporofo fa maro ny Malagasy, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 10503