![]()
I Tiavina Riantsoa, andriambavilanitra manana ny maha izy azy eo amin’ny sehatry ny hira fitoriana Filazantsara. Novolavolain’ny fikambanana maro tao amin’ny LLC (Gospel), Gasy Ti M’dera, tao amin’ny Doc (Disciple Of Christ) , Acte (Action chretienne pour la transmission de l’Evangile) izy. Nanapa-kevitra ny hikopak’elatra irery amin’izay ny tovovavy rehefa nahatsapa tena ho matotra sy […]