![]()
Ho tafaraka indray! Nisy ny “andrana” natao tamin’ny taon-dasa. Tsapa nandritra izany fa mangetaheta indray ny fampisehoana goavana iarahan’i Rija Ramamantoanina sy i Lalatiana ireo mpankafy azy ireo. Efa aman-taony maro rahateo tsy nisy izany ka tanteraka ny nofinofy ho an’ireo niandrandra ny fiarahana an-tsehatra. “Nofinofy mamy”, izay rahateo ny lohatenin’ny fampisehoana, hotontosain’i Lalatiana sy […]