« Ireo kalonay sy i Neny omaly » : seho hanamarihana ny fetin’ny reny
Raha hira fanomezam-boninahitra ny reny sy ny vehivavy amin’ny ankapobeny, manana maro isika. Ampahany amin’ireny ihany anefa no hoentin’ireo mpanakanto vitsivitsy anatin’ilay seho « Ireo kalonay sy i...
View Article« Fitafy anatiny » : antsa tononkalon’i Malalatiana H, Tolotra A. ary Felana
Toy ny fanaony isam-bolana, mitohy hatrany ny fiantsana tononkalo tontosain’ny Faribolana Sandratra ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely isaky ny asabotsy fahefatra amin’ny volana. Ny 28...
View Article« …Mandrakizay » : manohy ny fanamby amin’ny seho goavana Raboussa
Mitohy ny lalana ho an-dRaboussa. Tonga indray ny fotoan’ny fanamby fa indrindra, fotoana ifanomezana amin’ireo mpankafy… Izy irery no mpanao rap nahangona mpijery maro, ka nahafeno ny lapan’ny...
View ArticleRaboussa : un DVD et un concert au programme
Cinq ans après la parution de son dernier album en 2011, Raboussa sort «… Mandrikizay», un recueil de nouveaux clips qu’il présentera sur scène au palais des Sports à Mahamasina, le 5 juin prochain....
View ArticlePoopy : la célébration de ses 30 ans de scène continue
Comme annoncé, Poopy fait son grand retour cette année, tout en célébrant ses 30 années de carrière musicale. Après le dernier concert qui a cartonné au palais des Sports et de la culture à Mahamasina,...
View ArticleParis : E-fanorona au salon de la Culture
Après le festival des Jeux de Cannes, Nantes en Francophonie et les Rencontres nationales sportives (RNS) de Lyon, E-fanorona s’invite au 17ème Salon de la culture et des jeux mathématiques de Paris,...
View ArticleRindrankira : hiaka-tsehatra ny Ampifitia sy Amam
Feno 10 taona ny fiangonana FJKM Fonja Fiarenana Antanimora. Ho fanohizana ny fitaizam-panahy amin’ireo voafonja, sady ho fanamarihana io vanim-potoana io, manam-pikasana hanorina « Chapelle » vaovao...
View ArticleHosodoko : mizara ny traikefany hatrany i Arthur
Mbola tanora dia tanora saingy efa 13 taona nilomanosana tao amin’ny tontolon’ny hosodoko i Nary Arthur. Ny fampiasana lokorano, ny fanaovana sariolona na “portrait” sy ireo trangam-pîainana na...
View ArticleTsy mbola lefy laza : sehatra 210 no hatrehin’ny tarika mpihiragasy iray...
Vanim-potoan’ny maintany, manomboka manatanteraka adin-kiragasy ny mpiangaly izany. Efa azony diavina rahateo ireo lalana mivoaka ivelan’ny Renivohitra. Misy ny mahavita adin-kiragasy maro...
View ArticleSK Melody : mitohy ny revy Raberanto
Fanamby napetraky ny tarika Raberanto ny hanatanteraka seho mitohy amin’izao fiverenany izao. Tontosa ny tao amin’ny CCEsca Antanimena. Eny amin’ny SK Melody Mandriambero indray no hifamotoana amin’ny...
View ArticleMikatsaka ny tsena any ivelany : hampiara-peo amina mpanakanto vahiny i...
Mitohy ny lalana… Taorian’ny fihodinana nataon’i Stéphanie sy ny tariny tany Frantsa, nampahafantatra zava-baovao ny mpikarakara ny tarika, omaly. Araka ny nambarany, hisy ny fampiaraham-peo hataon’i...
View ArticleFotodrafitrasa hitsenana ny frankofonia : nidina ifotony ny ekipan’ny...
Nirodorodo teny amin’ny kaominina Ivato sy ny manodidina ny ekipan’ny fiadidiana ny Repoblika izay notarihin’Andriamatoa mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena, Ratsiferana Hugues, sy ny mpandrindra...
View ArticleRencontre musicale : des spectacles gratuits au programme
Dans le cadre de la promotion de la musique classique, la première édition de l’évènement «Rencontre musicale» bat son plein. Plusieurs spectacles se sont déjà déroulés dans plusieurs sites de la...
View ArticleAndo Ramalanjaona Ralamboson : un concert en faveur des enfants
Dans le cadre d’une levée de fonds, la chanteuse Ando Ramalanjaona Ralamboson donnera un concert de musique classique, le 28 mai prochain, à l’hôtel Le Louvre à Antaninarenina. Ce sera son deuxième...
View ArticleDetenus d’Antanimora : un concert évangélique pour leur salut
Dans le cadre de la célébration de son 10è anniversaire, l’église FJKM Fonja Fiarenana Antanimora projette de construire une nouvelle chapelle. Dans ce cadre, un concert de levée de fonds y est...
View ArticleGlacier Analakely : Stéphanie et Zara à l’affiche
Stéphanie est bel et bien déterminée à aller de l’avant. Tout en gérant l’orientation de sa carrière vers l’international, dans le cadre de laquelle elle a récemment travaillé avec Madagascar Beautiful...
View Article« Che Bel Canto » : hampiara-peo Olombelo Ricky, Liva A….
Ny « Manala Azy » hatrany no fantatra fa fotoana ifanomezana amin’ny Olombelo Ricky hatramin’izay. Hafa kosa, ary nahafaly ireo mpankafy ny nahafantatra fa hanao ny « Che Bel Canto » ity mpanakanto...
View ArticleVaha kanto : hisy tsiahy an-dRamika
Toy ny fanaony isan-taona, hanatanteraka ny hetsika « Vaha kanto » ny fikambanana Dian-tanamasoandro ny 3 jona ka hatramin’ny 22 jona izao ao amin’ny Cemdlac Analakely. Andiany fahenina izay hisy...
View ArticleVolan’ny kanto an-dalambe : hifarana ny “Hetsik’Iray à l’U”
Nasongadina, nandritra ity volana mey ity, ireo endrika rehetra anehoana ny kanto an-dalambe, ho an’ny ADCM Craam eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Anisan’ireo zavakanto mahasarika ny tanora...
View ArticleArt plastique : «Seconde vie » s’installe à l’Is’art galerie
Après « Diseur de choses cachées », l’artiste plasticien, Maherisoa Rakotomalala, s’illustre à la teinturerie de l’Is’art Galerie Ampasanimalo, ce mois de juin, à travers son exposition baptisée...
View Article