![stam-2]()
Maneho amin’ny feo avo ny eritreritra manginan’ny hafa… Izay, raha tsorina, ny hevitra fonosin’ny fampirantiana “Pensée à haute voix”, an’i StamLoony. Nosokafana, omaly, izany tetsy amin’ny Craam Ankatso, izay azo tsidihina hatramin’ny 17 febroary izao. Maro ny tsy ambara, afenina, tsy resahina, na iniana hadinoina eto Madagasikara raha ny hevitry ny mpanakanto. Ireny anefa no […]